plt_tn/psa/139/023.md

16 lines
631 B
Markdown

# Zahao aho
Ity dia fangatahana amin'Andriamanitra mba hilaza amin'ny mpanao salamo ny amin'izay fiheveran-diso mety ananany. DH: "Mba tadiavo re aho" na "Miangavy Anao aho hitady ahy"
# Zahao aho, Andriamanitra o, ary fantaro ny foko; zahao toetra aho ka fantaro ny fisainako
Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy hevitra. Ny faharoa manamafy ny hevitra ao amin'ny voalohany.
# fahazaran-dratsy
Eto ny "fahazarana" dia midika fitondran-tena.
# ny lalana madrakizay
Eto ny "lalana" dia manondro ny fitokiana sy fankatoavana an'Andriamanitra. Izay rehetra "mandeha" amin'izany lalana izany dia hanana ny fiainana mandrakizay.