plt_tn/psa/139/023.md

631 B

Zahao aho

Ity dia fangatahana amin'Andriamanitra mba hilaza amin'ny mpanao salamo ny amin'izay fiheveran-diso mety ananany. DH: "Mba tadiavo re aho" na "Miangavy Anao aho hitady ahy"

Zahao aho, Andriamanitra o, ary fantaro ny foko; zahao toetra aho ka fantaro ny fisainako

Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy hevitra. Ny faharoa manamafy ny hevitra ao amin'ny voalohany.

fahazaran-dratsy

Eto ny "fahazarana" dia midika fitondran-tena.

ny lalana madrakizay

Eto ny "lalana" dia manondro ny fitokiana sy fankatoavana an'Andriamanitra. Izay rehetra "mandeha" amin'izany lalana izany dia hanana ny fiainana mandrakizay.