plt_tn/psa/139/019.md

403 B

mialà amiko, ianareo ry olona maherisetra

Mody miseho ho miteny miteny mivantana amin'ireo lehilahy maherisetra izay ao an-tsainy fotsiny ny mpanao salamo. Azon'ny mpandika teny atao ny manapa-kevitra ity baiko ity ho faniriana (Jereo UDB).

Mikomy aminao izy ireo

"Mikomy amin'ny fahefanao izy ireo, Andriamanitra o"

milaza lainga ireo fahavalonao

"mandainga ny momba Anao ireo fahavalonao"