plt_tn/psa/139/019.md

12 lines
403 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# mialà amiko, ianareo ry olona maherisetra
Mody miseho ho miteny miteny mivantana amin'ireo lehilahy maherisetra izay ao an-tsainy fotsiny ny mpanao salamo. Azon'ny mpandika teny atao ny manapa-kevitra ity baiko ity ho faniriana (Jereo UDB).
# Mikomy aminao izy ireo
"Mikomy amin'ny fahefanao izy ireo, Andriamanitra o"
# milaza lainga ireo fahavalonao
"mandainga ny momba Anao ireo fahavalonao"