plt_tn/psa/139/011.md

242 B

Raha niteny aho hoe: "Handrakotra ahy tokoa ny haizina

Ny mpanao salamo miteny ny alina toy ny hoe bodofotsy izay manafina azy.

ny alina hibaliaka tahaka ny andro

Ny alina, izay maizina, dia lazaina toy ny hoe nibaliaka nisy hazavana.