# Raha niteny aho hoe: "Handrakotra ahy tokoa ny haizina Ny mpanao salamo miteny ny alina toy ny hoe bodofotsy izay manafina azy. # ny alina hibaliaka tahaka ny andro Ny alina, izay maizina, dia lazaina toy ny hoe nibaliaka nisy hazavana.