plt_tn/psa/139/007.md

413 B

Aiza no ialàko amin'ny fanahinao?

Ireo fanontaniana roa ireo dia mifanindry lalana. Ny mpanao salamo miteny fa tsy afaka ny hiala amin'ny fanatrehan'Andriamanitra izy. DH: "Tsy afa-mandositra amin'ny Fanahinao aho."

raha manao ny fandriako any amin'ny Fiainan-tsy hita aho

Ny "fanaovana ny fandrian'olona" dia manondro fitsaharana any amina toerana iray. DH: "na dia any amin'ny Fiainan-tsy hita aza aho"