# Aiza no ialàko amin'ny fanahinao? Ireo fanontaniana roa ireo dia mifanindry lalana. Ny mpanao salamo miteny fa tsy afaka ny hiala amin'ny fanatrehan'Andriamanitra izy. DH: "Tsy afa-mandositra amin'ny Fanahinao aho." # raha manao ny fandriako any amin'ny Fiainan-tsy hita aho Ny "fanaovana ny fandrian'olona" dia manondro fitsaharana any amina toerana iray. DH: "na dia any amin'ny Fiainan-tsy hita aza aho"