plt_tn/psa/137/008.md

490 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny mpanao salamo dia miteny asmin'ny vahoakan'i Babylona toy ny hoe nihaino azy tany izy ireo.

zanaka vavin'i Babylona

Ity dia maneho ny tanànan'i Babylona sy ny vahoakany.

mamaly ny amin'izay efa nataonao anay

Ny mpanoratra miteny olona iray manao amin'ny hafa izay nataon'izy ireo toy ny hoe fanonerana. DH: "manao aminao izay nataonao taminay"

manorotoro ny zanakeo amin'ny vatolampy

"mamotipotika ny lohan-janakao amin'ny vatolampy"