# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny mpanao salamo dia miteny asmin'ny vahoakan'i Babylona toy ny hoe nihaino azy tany izy ireo. # zanaka vavin'i Babylona Ity dia maneho ny tanĂ nan'i Babylona sy ny vahoakany. # mamaly ny amin'izay efa nataonao anay Ny mpanoratra miteny olona iray manao amin'ny hafa izay nataon'izy ireo toy ny hoe fanonerana. DH: "manao aminao izay nataonao taminay" # manorotoro ny zanakeo amin'ny vatolampy "mamotipotika ny lohan-janakao amin'ny vatolampy"