plt_tn/psa/137/005.md

8 lines
302 B
Markdown

# Raha manadino ny fahatsiarovana anao aho, ry Jerosalema
Ny mpanoratra miteny toy ny hoe mihaino azy i Jerosalema. DH: "Raha mody ho tsy nahatsiaro anao aho, ry Jerosalema" na "Raha miezaka manadino anao aho, ry Jerosalema"
# tanako ankavanana
ny tanana izay miasa indrindra matetika amin'ny olona