plt_tn/psa/137/005.md

302 B

Raha manadino ny fahatsiarovana anao aho, ry Jerosalema

Ny mpanoratra miteny toy ny hoe mihaino azy i Jerosalema. DH: "Raha mody ho tsy nahatsiaro anao aho, ry Jerosalema" na "Raha miezaka manadino anao aho, ry Jerosalema"

tanako ankavanana

ny tanana izay miasa indrindra matetika amin'ny olona