plt_tn/psa/137/001.md

488 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.

Teny amoron'ny reniranon'i Babylona

"Akaikin'ny iray amin'ireo renirano manakaiky an'i Babylona"

nipetraka ... nitomany ... nahatsiaro ... nanantonanay

Ny mpanoratra akory tsy mampiditra ny mpamaky.

Teo amin'ny hazomalahelo

Tsy mitsiry any Israely ny hazomalahelo. "Hazomalahelo" eto dia mety ho midika ireo hazo rehetra any Babylona. DH: "Teo amin'ireo hazo any Babylona"