plt_tn/psa/137/001.md

16 lines
488 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.
# Teny amoron'ny reniranon'i Babylona
"Akaikin'ny iray amin'ireo renirano manakaiky an'i Babylona"
# nipetraka ... nitomany ... nahatsiaro ... nanantonanay
Ny mpanoratra akory tsy mampiditra ny mpamaky.
# Teo amin'ny hazomalahelo
Tsy mitsiry any Israely ny hazomalahelo. "Hazomalahelo" eto dia mety ho midika ireo hazo rehetra any Babylona. DH: "Teo amin'ireo hazo any Babylona"