plt_tn/psa/135/012.md

8 lines
360 B
Markdown

# Nomeny antsika ho lova ny tanin'izy ireo
Ny fanomezan'Andriamanitra ny tany ho an'ny Israelita dia lazaina toy ny hoe lova avy amin'ny ray mankany amin'ny zanaka. DH: "Nomeny antsika ho fananana mandrakizay ny tanin'izy ireo" na "Nomeny antsika ho antsika mandrakizay ny tanin'izy ireo"
# Ny anaranao
Ny anarany eto dia maneho ny lazany. DH: "Ny lazanao"