# Nomeny antsika ho lova ny tanin'izy ireo Ny fanomezan'Andriamanitra ny tany ho an'ny Israelita dia lazaina toy ny hoe lova avy amin'ny ray mankany amin'ny zanaka. DH: "Nomeny antsika ho fananana mandrakizay ny tanin'izy ireo" na "Nomeny antsika ho antsika mandrakizay ny tanin'izy ireo" # Ny anaranao Ny anarany eto dia maneho ny lazany. DH: "Ny lazanao"