plt_tn/psa/135/008.md

373 B

famantarana sy fahagagana

Ireo teny roa ireo dia midika zavatra mitovy ary manondro an'ireo fahoriana mahagaga izay nalefan'Andriamanitra tany Egypta.

teo afovoanao, ry Egypta

Ny mpanao salamo miteny toy ny hoe nihaino azy ny vahoakan'i Egypta. DH: "teo aminareo ry vahoakan'i Egypta" na "teo amin'ny vahoakan'i Egypta"

nanohitra an'i Farao

"manafay an'i Farao"