plt_tn/psa/135/008.md

12 lines
373 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# famantarana sy fahagagana
Ireo teny roa ireo dia midika zavatra mitovy ary manondro an'ireo fahoriana mahagaga izay nalefan'Andriamanitra tany Egypta.
# teo afovoanao, ry Egypta
Ny mpanao salamo miteny toy ny hoe nihaino azy ny vahoakan'i Egypta. DH: "teo aminareo ry vahoakan'i Egypta" na "teo amin'ny vahoakan'i Egypta"
# nanohitra an'i Farao
"manafay an'i Farao"