plt_tn/psa/132/009.md

533 B

Ho ampiakanjoana fahitsiana anie ireo mpisoronao

Ny fahitsiana dia lazaina toy ny hoe fitafiana. DH: "Hahalala anie ny olona fa manana fahitsiana ireo mpisoronao" na "Tiko hahita ny olona fa manao izay marina mandrakariva ireo mpisoronao"

Noho ny amin'i Davida mpanomponao

"Noho izay niseho tamin'i Davida mpanomponao." Jereo izay nandikanao andianteny mitovy amin'izany ao amin'ny 132:1.

aza miala amin'ny mpanjakanao voahosotra

Eto ny "miala amin'ny" midika fa mandà olona. DH: "aza mahafoy ny mpanjaka izay nosoranao"