plt_tn/psa/132/009.md

12 lines
533 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ho ampiakanjoana fahitsiana anie ireo mpisoronao
Ny fahitsiana dia lazaina toy ny hoe fitafiana. DH: "Hahalala anie ny olona fa manana fahitsiana ireo mpisoronao" na "Tiko hahita ny olona fa manao izay marina mandrakariva ireo mpisoronao"
# Noho ny amin'i Davida mpanomponao
"Noho izay niseho tamin'i Davida mpanomponao." Jereo izay nandikanao andianteny mitovy amin'izany ao amin'ny 132:1.
# aza miala amin'ny mpanjakanao voahosotra
Eto ny "miala amin'ny" midika fa mandà olona. DH: "aza mahafoy ny mpanjaka izay nosoranao"