plt_tn/psa/130/005.md

671 B

ny fanahiko

"Ny fanahiko" dia maneho ny mpanao salamo. DH: "aho"

miandry ny fanahiko

Ny mpanao salamo dia lazaina toy ny hoe niandry zavatra amim-panantenana. DH: "manantena aho" na "matoky aho" na "maniry zavatra aho"

miandry ny fanahiko ... mihoatra noho ny mpiambina miandry ny maraina

Ny mpanao salamo miteny ny faniriany ny Tompo hamonjy azy ho toy ny lehibe mihoatra ny faniriana ananan'ireo izay miasa alina tontolo ho an'ny maraina ho avy.

mpiambina

Ireo dia lehilahy izay miambina ny tanàna na saha amin'ireo fahavalo na mpandroba. Eto izany dia manondro an'ireo lehilahy izay tsy maintsy mifoha foana mandritra ny alina amin'ny fanaovana izany.