forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
671 B
Markdown
16 lines
671 B
Markdown
|
# ny fanahiko
|
||
|
|
||
|
"Ny fanahiko" dia maneho ny mpanao salamo. DH: "aho"
|
||
|
|
||
|
# miandry ny fanahiko
|
||
|
|
||
|
Ny mpanao salamo dia lazaina toy ny hoe niandry zavatra amim-panantenana. DH: "manantena aho" na "matoky aho" na "maniry zavatra aho"
|
||
|
|
||
|
# miandry ny fanahiko ... mihoatra noho ny mpiambina miandry ny maraina
|
||
|
|
||
|
Ny mpanao salamo miteny ny faniriany ny Tompo hamonjy azy ho toy ny lehibe mihoatra ny faniriana ananan'ireo izay miasa alina tontolo ho an'ny maraina ho avy.
|
||
|
|
||
|
# mpiambina
|
||
|
|
||
|
Ireo dia lehilahy izay miambina ny tanàna na saha amin'ireo fahavalo na mpandroba. Eto izany dia manondro an'ireo lehilahy izay tsy maintsy mifoha foana mandritra ny alina amin'ny fanaovana izany.
|