plt_tn/psa/124/006.md

689 B

ho rembin'ny nifin'izy ireo

Ireo fahavalo dia lazaina toy ny hoe bibidia izay namotika ny Israelita tamin'ny fihinanana azy ireo. DH: "potika tahaka ny hoe nohanin'ny bibidia"

Afa-nandositra toy ny vorona miala amin'ny fandrik'ireo mpizaha

Ny mpanoratra mamaritra ny fitsoahany an'ireo fahavalo toy ny hoe vorona izay nandositra ny fandriky ny mpihaza. DH: "afa-nandisitra an'ireo fahavalo tahaka ny vorona afa-nandositra ny fandrika napetraky ny mpihaza"

fandrika

fihazana madinika misy tady na kofehy natao hisamborana biby madinika na vorona

simba ilay fandrika

Ny teti-dratsin'ireo fahavalo hisamboranana ny mpanoratra dia tsy nahomby tahaka ny hoe simba ilay fandrika.