plt_tn/psa/124/006.md

16 lines
689 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ho rembin'ny nifin'izy ireo
Ireo fahavalo dia lazaina toy ny hoe bibidia izay namotika ny Israelita tamin'ny fihinanana azy ireo. DH: "potika tahaka ny hoe nohanin'ny bibidia"
# Afa-nandositra toy ny vorona miala amin'ny fandrik'ireo mpizaha
Ny mpanoratra mamaritra ny fitsoahany an'ireo fahavalo toy ny hoe vorona izay nandositra ny fandriky ny mpihaza. DH: "afa-nandisitra an'ireo fahavalo tahaka ny vorona afa-nandositra ny fandrika napetraky ny mpihaza"
# fandrika
fihazana madinika misy tady na kofehy natao hisamborana biby madinika na vorona
# simba ilay fandrika
Ny teti-dratsin'ireo fahavalo hisamboranana ny mpanoratra dia tsy nahomby tahaka ny hoe simba ilay fandrika.