plt_tn/psa/123/003.md

904 B

Manàna famindram-po aminay

Ny anarana "famindrampo" dia azo ambara ho asa. DH: "mamindrà fo aminay"

feno izahay ... Mihoatra lavitra noho ny feno izahay

Ireo andianteny roa ireo dia mitovy hevitra, ary ny faharoa mampiakatra ny hevitry ny voalohany.

feno fahafam-baraka izahay

Eto ny fahafam-baraka dia lazaina toy ny hoe zavatra izay mety ho feno olona. DH: "afa-baraka tanteraka izahay"

Mihoatra lavitra noho ny feno izahay

Ity fomba fiteny ity dia midika fa be loatra ny fatrany, amin'ny hevitra mihiba. DH: "Mahazo be loatra izahay"

ny fanesoana ... sy ny fanamavoana

Ireo andianteny roa ireo dia mitovy hevitra ary ampiasaina miaraka mba hanamafisana ny habetsahan'ny fanesoan'ny olona azy ireo.

fanesoana

maneso na manamavo

ny mpanivaiva

Izany dia manondro an'ireo olona mpanivaiva. DH: "olona tsy mahalala fomba sy mpiavonavona"

ny mpirehareha

"olona mpirehareha"