plt_tn/psa/123/003.md

32 lines
904 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Manàna famindram-po aminay
Ny anarana "famindrampo" dia azo ambara ho asa. DH: "mamindrà fo aminay"
# feno izahay ... Mihoatra lavitra noho ny feno izahay
Ireo andianteny roa ireo dia mitovy hevitra, ary ny faharoa mampiakatra ny hevitry ny voalohany.
# feno fahafam-baraka izahay
Eto ny fahafam-baraka dia lazaina toy ny hoe zavatra izay mety ho feno olona. DH: "afa-baraka tanteraka izahay"
# Mihoatra lavitra noho ny feno izahay
Ity fomba fiteny ity dia midika fa be loatra ny fatrany, amin'ny hevitra mihiba. DH: "Mahazo be loatra izahay"
# ny fanesoana ... sy ny fanamavoana
Ireo andianteny roa ireo dia mitovy hevitra ary ampiasaina miaraka mba hanamafisana ny habetsahan'ny fanesoan'ny olona azy ireo.
# fanesoana
maneso na manamavo
# ny mpanivaiva
Izany dia manondro an'ireo olona mpanivaiva. DH: "olona tsy mahalala fomba sy mpiavonavona"
# ny mpirehareha
"olona mpirehareha"