forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
831 B
Markdown
20 lines
831 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.
|
|
|
|
# Fihirana fiakarana
|
|
|
|
Ireo mety ho heviny dia 1) "Hira izay nohirain'ny vahoaka raha niakatra nankany Jerosalema ho amin'ny fankalazana' na 2) "Hira nohirain'ny vahoaka raha niakatra tamin'ny kitohatohatra tany an-tempoly" na 3) "Hira izay tahaka ny dia ny teniny."
|
|
|
|
# Ry Jerosalema, migadona ato anatin'ny vavahadinao ny tongotray!
|
|
|
|
Ny mpanoratra mijanona kely miteny amin'ny mpihainony ary miteny mivantana amin'ny tanànan'i Jerosalema. Jerosalema dia lazaina toy ny hoe olona izay afaka ny hihaino ny mpanoratra.
|
|
|
|
# migadona ny tongotray
|
|
|
|
Eto ny "tongotra" dia manondro an'ilay olona manontolo. DH: "migadona izahay"
|
|
|
|
# ato anatin'ny vavahadinao
|
|
|
|
Eto ny "vavahady" dia manondro ny tanàna. DH: "ao anatinao, ry Jerosalema"
|