plt_tn/psa/122/001.md

831 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.

Fihirana fiakarana

Ireo mety ho heviny dia 1) "Hira izay nohirain'ny vahoaka raha niakatra nankany Jerosalema ho amin'ny fankalazana' na 2) "Hira nohirain'ny vahoaka raha niakatra tamin'ny kitohatohatra tany an-tempoly" na 3) "Hira izay tahaka ny dia ny teniny."

Ry Jerosalema, migadona ato anatin'ny vavahadinao ny tongotray!

Ny mpanoratra mijanona kely miteny amin'ny mpihainony ary miteny mivantana amin'ny tanànan'i Jerosalema. Jerosalema dia lazaina toy ny hoe olona izay afaka ny hihaino ny mpanoratra.

migadona ny tongotray

Eto ny "tongotra" dia manondro an'ilay olona manontolo. DH: "migadona izahay"

ato anatin'ny vavahadinao

Eto ny "vavahady" dia manondro ny tanàna. DH: "ao anatinao, ry Jerosalema"