plt_tn/psa/121/005.md

16 lines
677 B
Markdown

# Yaveh no aloka eo amin'ny tananao ankavanana
Eto ny "aloka" dia manondro fiarovana. DH: "Eo anilanao Andriamanitra hiaro anao amin'ireo zavatra izay mety hamely anao"
# eo amin'ny tananao ankavanana
Eto ity fomba fiteny ity dia midika fa akaiky na anilan'ny mpanoratra.
# Tsy hanimba anao ny masoandro nony andro, na ny volana nony alina
Ny fifanoheran'ny teny "andro" sy "alina" dia manondro an'ireo farany roa ireo sy izay rehetra eo anelanelany. DH: "Andriamanitra miaro anao hatramin'ny kely indrindra ary amin'ny fotoana rehetra"
# na ny volana nony alina
Azo atao mazava tsara ny hevitra feno amin'ity fanambarana ity. DH: "na ny volana hanimba anao nony alina"