plt_tn/psa/121/005.md

677 B

Yaveh no aloka eo amin'ny tananao ankavanana

Eto ny "aloka" dia manondro fiarovana. DH: "Eo anilanao Andriamanitra hiaro anao amin'ireo zavatra izay mety hamely anao"

eo amin'ny tananao ankavanana

Eto ity fomba fiteny ity dia midika fa akaiky na anilan'ny mpanoratra.

Tsy hanimba anao ny masoandro nony andro, na ny volana nony alina

Ny fifanoheran'ny teny "andro" sy "alina" dia manondro an'ireo farany roa ireo sy izay rehetra eo anelanelany. DH: "Andriamanitra miaro anao hatramin'ny kely indrindra ary amin'ny fotoana rehetra"

na ny volana nony alina

Azo atao mazava tsara ny hevitra feno amin'ity fanambarana ity. DH: "na ny volana hanimba anao nony alina"