forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
605 B
Markdown
16 lines
605 B
Markdown
# nipetraka vonjimaika tao Maseka aho; nipetraka tao amin'ireo lain'ny Kedarita aho tany aloha
|
|
|
|
Ireo toerana roa ireo dia toerana mifanalavitra. Ny mpanoratra dia mety ho mampiasa ireo anarana mba hisy hevitra ambadika hanehoana ny fiainana miaraka amin'ny lozabe sy olon-dia. DH: "toy ny hoe miaina any Maseka aho na miaraka amin'ireo lain'i Kedara"
|
|
|
|
# ireo lain'ny Kedarita
|
|
|
|
Izany andianteny izany dia maneho ny vahoakan'i Kedara izay monina ao amin'ireo lay ireo. DH: "ny vahoaka izay monina any Kedara"
|
|
|
|
# Izaho dia tia filaminana
|
|
|
|
"tia fihavanana aho"
|
|
|
|
# ho amin'ny ady izy ireo
|
|
|
|
"mila ady izy ireo"
|