plt_tn/psa/120/005.md

605 B

nipetraka vonjimaika tao Maseka aho; nipetraka tao amin'ireo lain'ny Kedarita aho tany aloha

Ireo toerana roa ireo dia toerana mifanalavitra. Ny mpanoratra dia mety ho mampiasa ireo anarana mba hisy hevitra ambadika hanehoana ny fiainana miaraka amin'ny lozabe sy olon-dia. DH: "toy ny hoe miaina any Maseka aho na miaraka amin'ireo lain'i Kedara"

ireo lain'ny Kedarita

Izany andianteny izany dia maneho ny vahoakan'i Kedara izay monina ao amin'ireo lay ireo. DH: "ny vahoaka izay monina any Kedara"

Izaho dia tia filaminana

"tia fihavanana aho"

ho amin'ny ady izy ireo

"mila ady izy ireo"