forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
977 B
Markdown
16 lines
977 B
Markdown
# Ahoana ny fomba hanasaziany anareo, ary inona no mbola ho ataony anareo, ianareo izay manana lela mpandainga?
|
|
|
|
Ny mpanoratra mametraka ity fanontaniana fitarihana ity mba hanazavana izay ho ataon'Andriamanitra amin'ireo mpandainga. Ity fanontaniana ity dia azo adika ho fanambarana tsotra. DH: "Izany no fomba hamaizan'Andriamanitra anareo, ary izany no hataony aminareo, ianareo izay manana lela mpandainga."
|
|
|
|
# ianareo izay manana lela mpandainga
|
|
|
|
Eto ny "lela mpandainga" dia maneho an'ilay olona miteny lainga. DH: "ianareo izay milaza lainga"
|
|
|
|
# Hosaziany amin'ny zana-tsipìkan'ny mpiady ianareo
|
|
|
|
Ny mpanoratra miteny an'Andriamanitra manafay mafy an'ireo mpandainga toy ny hoe mandefa zana-tsipìka amin'izy ireo. DH: "Hanafay mafy anareo, toy ny hoe nandefasany zana-tsipìkan'ny mpiady Izy"
|
|
|
|
# norangitina tamin'ny vainafon'anjavidy
|
|
|
|
Izany dia manondro ny fomba hanefen'ny olona ny lohan-jana-tsipìka amin'ny afo. DH: "izay norangitina tamin'ny vainafon'anjavidy"
|