plt_tn/psa/120/001.md

755 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.

Fihirana fiakarana

Ireo mety ho heviny dia 1) "Hira izay nohirain'ny vahoaka raha niakatra nankany Jerosalema ho amin'ny fankalazana' na 2) "Hira nohirain'ny vahoaka raha niakatra tamin'ny tohatohatra tany an-tempoly" na 3) "Hira izay tahaka ny dia ny teniny."

Tamin'ny androm-pahoriako

"Tamin'ny olako" na "Rehefa anaty fahoriana aho"

Avoty ny aiko

Eto ny teny "aina" dia maneho an'ilay olona. DH: "Avoty aho"

ireo mandainga amin'ny molony ary mandiso fanantenana amin'ny lelany

Eto ny andianteny "ny molony" sy "ny lelany" dia maneho an'ireo olona izay milaza lainga sy fitaka. DH: "ireo mandainga amiko sy mitady hamitaka ahy" (UDB)