plt_tn/psa/120/001.md

20 lines
755 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.
# Fihirana fiakarana
Ireo mety ho heviny dia 1) "Hira izay nohirain'ny vahoaka raha niakatra nankany Jerosalema ho amin'ny fankalazana' na 2) "Hira nohirain'ny vahoaka raha niakatra tamin'ny tohatohatra tany an-tempoly" na 3) "Hira izay tahaka ny dia ny teniny."
# Tamin'ny androm-pahoriako
"Tamin'ny olako" na "Rehefa anaty fahoriana aho"
# Avoty ny aiko
Eto ny teny "aina" dia maneho an'ilay olona. DH: "Avoty aho"
# ireo mandainga amin'ny molony ary mandiso fanantenana amin'ny lelany
Eto ny andianteny "ny molony" sy "ny lelany" dia maneho an'ireo olona izay milaza lainga sy fitaka. DH: "ireo mandainga amiko sy mitady hamitaka ahy" (UDB)