plt_tn/psa/119/149.md

298 B

Mandrenesa ny feoko amin'ny famindramponao

Ny mpanao salamo miteny an'izay lazainy toy ny hoe feo ampiasainy mba hitenenany. DH: "henoy izay lazaiko noho ny famindramponao"

lavitry ny lalànao ireo

"naniasia tamin'ny lalànao izy ireo" na "tsy miraharaha mihitsy ny lalànao izy ireo" (UDB)