plt_tn/psa/119/149.md

8 lines
298 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Mandrenesa ny feoko amin'ny famindramponao
Ny mpanao salamo miteny an'izay lazainy toy ny hoe feo ampiasainy mba hitenenany. DH: "henoy izay lazaiko noho ny famindramponao"
# lavitry ny lalànao ireo
"naniasia tamin'ny lalànao izy ireo" na "tsy miraharaha mihitsy ny lalànao izy ireo" (UDB)