plt_tn/psa/119/125.md

392 B

omeo fahazavan-tsaina aho

Ny anarana "fahazavan-tsaina" dia azo ambara ho matoanteny. DH: "mamela ahy hahatakatra izay tianao ho fantatro" (UDB)

Fotoana izao hiasan'i Yaveh izao

"Fotoana izao hiasanao, ry Yaveh"

nandika ny lalànao ny olona

Ity dia fomba fiteny. Eto ny "nandika" dia midika "tsy nakatò." Izany no fomba ilazana fa tsy nankatò ny lalàn'Andriamanitra ny vahoaka.