plt_tn/psa/119/125.md

12 lines
392 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# omeo fahazavan-tsaina aho
Ny anarana "fahazavan-tsaina" dia azo ambara ho matoanteny. DH: "mamela ahy hahatakatra izay tianao ho fantatro" (UDB)
# Fotoana izao hiasan'i Yaveh izao
"Fotoana izao hiasanao, ry Yaveh"
# nandika ny lalànao ny olona
Ity dia fomba fiteny. Eto ny "nandika" dia midika "tsy nakatò." Izany no fomba ilazana fa tsy nankatò ny lalàn'Andriamanitra ny vahoaka.