plt_tn/psa/119/121.md

507 B

AINA

Ity no anaran'ny litera fahenina ambin'ny folo amin'ny alfabeta Hebreo. Amin'ny fiteny Hebreo, ny andalana tsirairay amin'ny andininy 121-128 dia manomboka amin'ity litera ity.

aza mahafoy ahy ho any amin'ny mpampahory ahy

"aza avela hampahory ahy ny olona"

Omeo antoka ny fanambinan'ny mpanomponao

Ny mpanoratra miteny ny momba azy ho"ny mpanomponao." DH: "Omeo antoka ny fanambinako" na "Ampio izaho, mpanomponao, ka arovy"

ny mpirehereha

"ireo izay mirehareha" na "olona mpirehareha"