plt_tn/psa/119/121.md

16 lines
507 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# AINA
Ity no anaran'ny litera fahenina ambin'ny folo amin'ny alfabeta Hebreo. Amin'ny fiteny Hebreo, ny andalana tsirairay amin'ny andininy 121-128 dia manomboka amin'ity litera ity.
# aza mahafoy ahy ho any amin'ny mpampahory ahy
"aza avela hampahory ahy ny olona"
# Omeo antoka ny fanambinan'ny mpanomponao
Ny mpanoratra miteny ny momba azy ho"ny mpanomponao." DH: "Omeo antoka ny fanambinako" na "Ampio izaho, mpanomponao, ka arovy"
# ny mpirehereha
"ireo izay mirehareha" na "olona mpirehareha"