plt_tn/psa/119/117.md

252 B

Tohano aho

"Ampio aho" na "Atanjaho aho"

mpamitaka sady tsy azo itokiana ireny olona ireny

Ireo mety ho heviny dia 1) "mandainga ireo olona ireo ka dia tsy misy mahatoky azy ireo" na 2) "manao fikasana fitaka ireo olona ireo saingy tsy hahomby"