plt_tn/psa/119/117.md

8 lines
252 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Tohano aho
"Ampio aho" na "Atanjaho aho"
# mpamitaka sady tsy azo itokiana ireny olona ireny
Ireo mety ho heviny dia 1) "mandainga ireo olona ireo ka dia tsy misy mahatoky azy ireo" na 2) "manao fikasana fitaka ireo olona ireo saingy tsy hahomby"