plt_tn/psa/119/109.md

609 B

Eo an-tanako lalandava ny aiko

Io dia fomba fiteny izay midika fa idiran-doza lalandava ny fiainan'ny mpanoratra. DH: "Matetika ireo fahavaloko no mitady hamono ahy" (UDB)

Namela-pandrika ho ahy ny ratsy fanahy

Ny olona ratsy fanahy mitady hisambotra sy hamono ny mpanoratra dia lazaina toy ny hoe mpihaza mamelatra fandrika hisamborana biby.

ny ratsy fanahy

"olona ratsy fanahy"

tsy mba naniasia hiala amin'ny fampianaranao

Ny fankatoavana ireo fampianaran'Andriamanitra dia lazaina toy ny hoe tsy naniasia tamin'ny fampianaran'Andriamanitra ny mpanoratra. DH: "mankatò ny fampianaranao aho"