# Eo an-tanako lalandava ny aiko Io dia fomba fiteny izay midika fa idiran-doza lalandava ny fiainan'ny mpanoratra. DH: "Matetika ireo fahavaloko no mitady hamono ahy" (UDB) # Namela-pandrika ho ahy ny ratsy fanahy Ny olona ratsy fanahy mitady hisambotra sy hamono ny mpanoratra dia lazaina toy ny hoe mpihaza mamelatra fandrika hisamborana biby. # ny ratsy fanahy "olona ratsy fanahy" # tsy mba naniasia hiala amin'ny fampianaranao Ny fankatoavana ireo fampianaran'Andriamanitra dia lazaina toy ny hoe tsy naniasia tamin'ny fampianaran'Andriamanitra ny mpanoratra. DH: "mankatò ny fampianaranao aho"