plt_tn/psa/119/107.md

401 B

araka izay nampanantenainao tamin'ny teninao

Eto ny "teny" dia maneho izay ampitain'Andriamanitra ho an'ny vahoaka. DH: "araka izay nampanantenainao hatao" (UDB)

ny fanati-tsitrapo avy amin'ny vavako

Ny mpanoratra miteny ny fivavany toy ny hoe sorona izay atolony ho an'Andriamanitra. DH: "ny fivavako ho sorona ho Anao"

avy amin'ny vavako

Eto ny "vava" dia maneho an'ilay olona manontolo.