# araka izay nampanantenainao tamin'ny teninao Eto ny "teny" dia maneho izay ampitain'Andriamanitra ho an'ny vahoaka. DH: "araka izay nampanantenainao hatao" (UDB) # ny fanati-tsitrapo avy amin'ny vavako Ny mpanoratra miteny ny fivavany toy ny hoe sorona izay atolony ho an'Andriamanitra. DH: "ny fivavako ho sorona ho Anao" # avy amin'ny vavako Eto ny "vava" dia maneho an'ilay olona manontolo.