plt_tn/psa/119/101.md

20 lines
649 B
Markdown

# Niaro ny tongotro hiala amin'ny lalan-dratsy rehetra aho
Ny fialana amin'izay ratsy dia lazaina toy ny hoe miala amin'ny fandehanana amin'ny lalana ratsy. DH: "Niala tamin'ny fanaovan-dratsy aho"
# Niaro ny tongotro
Eto ny "tongotra" dia maneho an'ilay olona manontolo. DH: "Niaro ny tenako"
# hitandremako ny teninao
"mankatò ny teninao"
# ny teninao
Eto ny "teny" dia maneho an'ireo didin'Andriamanitra.
# Tsy nivily lalana niala tamin'ny lalà-marinao aho
Ny fanohizana ny fankatoavana ireo lalà-marin'Andriamanitra dia lazaina toy ny hoe tsy nivily tamin'ny lalà-marina ny mpanoratra. DH: "mankatò lalandava ny lalà-marinao aho"