plt_tn/psa/119/101.md

649 B

Niaro ny tongotro hiala amin'ny lalan-dratsy rehetra aho

Ny fialana amin'izay ratsy dia lazaina toy ny hoe miala amin'ny fandehanana amin'ny lalana ratsy. DH: "Niala tamin'ny fanaovan-dratsy aho"

Niaro ny tongotro

Eto ny "tongotra" dia maneho an'ilay olona manontolo. DH: "Niaro ny tenako"

hitandremako ny teninao

"mankatò ny teninao"

ny teninao

Eto ny "teny" dia maneho an'ireo didin'Andriamanitra.

Tsy nivily lalana niala tamin'ny lalà-marinao aho

Ny fanohizana ny fankatoavana ireo lalà-marin'Andriamanitra dia lazaina toy ny hoe tsy nivily tamin'ny lalà-marina ny mpanoratra. DH: "mankatò lalandava ny lalà-marinao aho"