forked from WA-Catalog/plt_tn
8 lines
291 B
Markdown
8 lines
291 B
Markdown
# Nihady lavaka ho ahy ny mpirehareha
|
|
|
|
Ny mpirehareha mitady hisambotra ny mpanoratra na hampanao hadisoana azy. Izany dia lazaina toy ny hoe izy ireo tahaka ny mpihaza mihady lavaka hamandrihana ny mpanoratra tahaka ny biby.
|
|
|
|
# ny mpirehareha
|
|
|
|
"olona mpirehareha" na "ireo izay mirehareha"
|